Bokin'ny Salamo 119:62
Mamatonalina no hifohazako hidera Anao Noho ny fitsipikao marina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
At midnight I will rise to give thanks unto thee because of thy righteous judgments.
In Context
61Nihodidina tamiko ny famato-ran’ ny ratsy fanahy; Tsy mba nanadino ny lalànao aho.
63Naman’ izay rehetra matahotra Anao aho Sy naman’ izay mitandrina ny didinao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 19:9Mahitsy ny fandidian’ i Jehovah, mahafaly ny fo; madio ny didin’ i Jehovah, mampahazava ny maso.
Psalms 119:7Hidera Anao amin’ ny hitsim-po aho Amin’ ny ianarako ny fitsipikao marina.
Psalms 119:106Efa nianiana aho fa hitandrina ny fitsipikao marina, Ka nefaiko izany.
Psalms 119:147Raha mbola tsy nazavaratsy aza ny andro, dia nitaraina aho; Ny teninao no andrasako.
Mark 1:35Ary nifoha maraina alina koa Izy, dia nivoaka nankany an-tany foana ka nivavaka tany.
Romans 7:12Ka dia masìna tokoa ny lalàna, ary masìna ny didy sady marina no tsara.