Bokin'ny Salamo 119:149
Henoy ny feoko araka ny famindram-ponao, Jehovah ô, Velomy aho araka ny fitsipikao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Hear my voice according unto thy lovingkindness: O LORD, quicken me according to thy judgment.
In Context
148Nialoha ny fiambenana amin’ ny alina ny masoko, Mba hisaintsainako ny teninao.
150Efa mby akaiky izay fatra-panaraka ny ratsy, Dia izay manalavitra ny lalànao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 5:2Jehovah ô, henoy ny teniko; fantaro ny eritreritro.
Psalms 55:2Mihainoa ny fivavako, Andriamanitra ô, ary aza miery amin’ ny fitarainako.
Psalms 69:16Aza avela hanafotra ahy ny rano mandriaka, na hitelina ahy ny lalina; ary aza avela hikatom-bava amiko ny lavaka fantsakana.
Psalms 119:25Miraikitra amin’ ny vovoka ny fanahiko; Velomy aho araka ny teninao.
Psalms 119:88Velomy aho araka ny famindram-ponao; Dia hitandrina ny teni-vavolombelona naloaky ny vavanao aho.
Psalms 119:156Lehibe ny antranao, Jehovah ô; Velomy aho araka ny fitsipikao.