The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:156

Bokin'ny Salamo 119:156

Lehibe ny antranao, Jehovah ô; Velomy aho araka ny fitsipikao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Great are thy tender mercies, O LORD: quicken me according to thy judgments.

In Context

155Lavitra ny ratsy fanahy ny famonjena, Satria ny didinao tsy tadiaviny.

157Maro ny mpanenjika sy mpandrafy ahy; Tsy mba niala tamin’ ny teni-vavolombelonao aho.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

2 Samuel 24:14Dia hoy Davida tamin’ i Gada: Indrisy! poritra loatra aho! aleontsika ho azon’ ny tànan’ i Jehovah, fa lehibe ny famindram-pony toy izay ho azon’ izay tànan’ olona.

Psalms 51:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida,

Psalms 86:13Fa lehibe ny famindram-ponao amiko; Ary efa novonjenao ny fanahiko tsy ho any amin’ ny fiainan-tsi-hita ambany indrindra.

Psalms 119:25Miraikitra amin’ ny vovoka ny fanahiko; Velomy aho araka ny teninao.

Isaiah 63:7Ny famindram-pon’ i Jehovah no hambarako, dia ny fiderana an’ i Jehovah araka izay rehetra nataony tamintsika sy ny haben’ ny fahasoavana tamin’ ny taranak’ Isiraely. Izay nomeny azy araka ny fiantrany sy araka ny haben’ ny famindram-pony.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:156

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:155Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:157 →