The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:155

Bokin'ny Salamo 119:155

Lavitra ny ratsy fanahy ny famonjena, Satria ny didinao tsy tadiaviny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Salvation is far from the wicked: for they seek not thy statutes.

In Context

154Soloy vava aho, ka vonjeo; Velomy aho araka ny teninao.

156Lehibe ny antranao, Jehovah ô; Velomy aho araka ny fitsipikao.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Job 21:14Kanefa anie ireo no manao amin’ Andriamanitra hoe: Mialà aminay! Fa tsy mba irinay ny hahalala ny lalanao.

Psalms 18:27Ny madio no isehoanao fa madio; ary ny mpiolakolaka kosa no isehoanao fa lalin-tsaina.

Isaiah 46:12Mihainoa Ahy ianareo madi-po izay lavitra ny fahamarinana:

Isaiah 59:11Isika rehetra mampierona tahaka ny bera ary mitoloko tokoa tahaka ny voromailala; miandry ny rariny isika, nefa tsy misy, ary ny famonjena, nefa lavitra antsika izany.

Romans 3:11Tsy misy izay mahafantatra, Tsy misy izay mitady an’ Andriamanitra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:155

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:154Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:156 →