Bokin'ny Salamo 119:168
Mitandrina ny didinao sy ny teni-vavolombelonao aho; Fa ny lalan-kalehako rehetra dia eo anatrehanao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I have kept thy precepts and thy testimonies: for all my ways are before thee.
In Context
167Mitandrina ny teni-vavolombelonao ny fanahiko, Ka tiako indrindra izy.
169Aoka anie ho tonga eo anatrehanao ny fitarainako, Jehovah ô; Ampianaro aho araka ny teninao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Job 34:21Fa ny mason’ Andriamanitra dia mijery ny alehan’ ny olona, ary mahita ny diany rehetra Izy.
Psalms 98:8Aoka hiteha-tanana ny riaka; Aoka hiara-mihoby aminy koa ny tendrombohitra
Proverbs 5:21Fa eo imason’ i Jehovah ny alehan’ ny olona, Ary ny diany rehetra dia dinihiny avokoa.
Hebrews 4:13Ary tsy misy zavatra ary na inona na inona izay tsy miseho eo anatrehany; fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy aharihary eo imason’ izay iafaran’ ny ataontsika.