Bokin'ny Salamo 119:167
Mitandrina ny teni-vavolombelonao ny fanahiko, Ka tiako indrindra izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My soul hath kept thy testimonies; and I love them exceedingly.
In Context
166Miandry ny famonjenao aho, Jehovah ô, Ka mankatò ny didinao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 40:8Dia hoy izaho: inty aho tonga ao amin’ ny horonam-boky no nanoratana ahy.
Psalms 119:47Ary hiravoravo amin’ ny didinao aho Satria tiako ireny.
Psalms 119:111Efa noraisiko ho lovako mandrakizay ny teni-vavolombelonao, Satria fifalian’ ny foko izany.
John 14:21Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian’ ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy.
Romans 7:22Fa mankasitraka ny lalàn’ Andriamanitra aho araka ny toetra anaty;