Bokin'ny Salamo 119:19
Vahiny etỳ an-tany aho; Aza afeninao ahy ny didinao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I am a stranger in the earth: hide not thy commandments from me.
In Context
18Ampahirato ny masoko, mba hahitako Zava-mahagaga ao amin’ ny lalànao.
20Torotoro ny fanahiko noho ny faniriany Ny fitsipikao mandrakariva.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
1 Chronicles 29:15Fa vahiny sy mpivahiny eo anatrehanao izahay tahaka ny razanay rehetra; tahaka ny aloka ny andronay etỳ an-tany, ka tsy misy fanantenana.
Psalms 39:12Anatra noho ny fahadisoany no ananaranao ny olona, ka manimba ny hatsaran-tarehiny tahaka ny kalalao ianao; zava-poana tokoa ny olona rehetra. [Sela.]
Psalms 119:10Tamin’ ny foko rehetra no nitadiavako Anao; Aza avela hivily hiala amin’ ny didinao aho.
Luke 9:45Nefa tsy azon’ ny mpianatra io teny io sady nafenina azy izany mba tsy ho fantany; ary natahotra hanontany Azy ny amin’ io teny io izy.
2 Corinthians 5:6Koa matoky mandrakariva isika, ka fantatsika fa raha mitoetra eo amin’ ny tena, dia tsy mitoetra any amin’ ny Tompo
1 Peter 2:11Ry malala, mananatra anareo aho, satria vahiny sy mpivahiny ianareo, fadio ny filan’ ny nofo, fa miady amin’ ny fanahy ireny;