The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:20

Bokin'ny Salamo 119:20

Torotoro ny fanahiko noho ny faniriany Ny fitsipikao mandrakariva.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

My soul breaketh for the longing that it hath unto thy judgments at all times.

In Context

19Vahiny etỳ an-tany aho; Aza afeninao ahy ny didinao.

21Voateninao mafy ny mpirehareha, dia ny olom-boaozona, Izay mania miala amin’ ny didinao.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Job 27:10Ho azony hiravoravoana va ny Tsitoha? Hahazo miantso an’ Andriamanitra mandrakariva va izy?

Psalms 63:1Salamo nataon’ i Davida, fony tany an-efitr’ i Joda izy.

Psalms 106:3Sambatra izay mitandrina ny mety Ka manao ny marina mandrakariva.

Psalms 119:131Mitanatana vava aho ka mihanahana, Fa ny didinao no iriko.

Proverbs 13:12Ny fanantenana tsy azo vetivety dia mankarary am-bavafo; Fa hazon’ aina ny faniriana tanteraka.

Song of Solomon 5:8Mampianiana anareo aho, ry zanakavavin’ i Jerosalema: Raha mba hitanareo re ny malalako, dia ahoana no holazainareo aminy? Lazao fa mararim-pitia aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:19Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:21 →