The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:33

Bokin'ny Salamo 119:33

Jehovah ô, toroy ny lalan’ ny didinao aho; Dia hotandremako hatramin’ ny farany izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Teach me, O LORD, the way of thy statutes; and I shall keep it unto the end.

In Context

32Ny lalan’ ny didinao no ihazakazahako, Fa ampahalalahinao ny foko.

34Omeo fahalalana aho mba hitandrina ny lalànao; Eny, hitandrina azy amin’ ny foko rehetra aho.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 39:2Hoy izaho: hitandrina ny lalako aho ka tsy hanota amin’ ny lelako; hasiako fehim-bava ny vavako, raha mbola eo anatrehako ny ratsy fanahy.

Psalms 119:8Ny didinao no hotandremako; Aza dia mahafoy ahy Hianao.

Psalms 119:26Ny lalako no nolazaiko, ary namaly ahy Hianao: Ampianaro ahy ny didinao.

Isaiah 54:13Ary ny zanakao rehetra dia ho samy efa nampianarin’ i Jehovah, ka dia ho be ny fiadanan’ ny zanakao.

Matthew 24:13Fa izay maharitra hatramin’ ny farany no hovonjena.

1 Corinthians 1:7ka dia tsy latsaka amin’ ny fanomezam-pahasoavana rehetra ianareo, miandry ny fisehoan’ i Jesosy Kristy Tompontsika,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:33

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:32Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:34 →