Bokin'ny Salamo 119:8
Ny didinao no hotandremako; Aza dia mahafoy ahy Hianao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I will keep thy statutes: O forsake me not utterly.
In Context
7Hidera Anao amin’ ny hitsim-po aho Amin’ ny ianarako ny fitsipikao marina.
9Inona no hiarovan’ ny zatovo ny lalan-kalehany tsy ho voaloto? Ny fitandremana araka ny teninao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 38:21Ary mamaly ratsy ny soa izy ireo ka mandrafy ahy ho valin’ ny fanarahako ny tsara.
Psalms 71:9Aza manary ahy, rehefa antitra aho; ary aza mahafoy ahy, rehefa ketraka ny heriko.
Psalms 119:16Ny didinao no hiravoravoako: Tsy hohadinoiko ny teninao.
Psalms 119:115Mialà amiko ianareo mpanao ratsy, Mba hitandremako ny didin’ Andriamanitro.
Psalms 119:176Efa nania aho; tadiavo ny mpanomponao toy ny fitady ondry very; Fa ny didinao tsy mba hadinoiko.