Bokin'ny Salamo 119:38
Tovy ny teninao amin’ ny mpanomponao, Izay matahotra Anao indrindra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Stablish thy word unto thy servant, who is devoted to thy fear.
In Context
37Avilio ny masoko tsy hijery zava-poana; Velomy amin’ ny lalanao aho.
39Esory ny fahafaham-baraka, izay atahorako; Fa tsara ny fitsipikao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
2 Samuel 7:25Ary ankehitriny, Jehovah Andriamanitra ô, ilay teny nolazainao ny amin’ ny mpanomponao sy ny taranany dia ampitoero ho mandrakizay, ary ataovy araka izay nolazainao.
Psalms 103:11Fa tahaka ny hahavon’ ny lanitra ambonin’ ny tany No haben’ ny famindram-pony amin’ izay matahotra Azy.
Psalms 103:17Fa ny famindram-pon’ i Jehovah dia hatramin’ ny taloha indrindra ka ho mandrakizay amin’ izay matahotra Azy Ary ny fahamarinany mihatra amin’ ny taranaka.
Psalms 119:50Izao no mampionona ahy amin’ ny fahoriako; Ny teninao no mamelona ahy.
Psalms 119:154Soloy vava aho, ka vonjeo; Velomy aho araka ny teninao.
Psalms 147:11Jehovah mankasitraka izay matahotra Azy, Dia izay manantena ny famindram-pony.