The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:83

Bokin'ny Salamo 119:83

Fa tahaka ny siny hoditra ao amin’ ny setroka aho. Nefa ny didinao tsy mba hadinoiko.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For I am become like a bottle in the smoke; yet do I not forget thy statutes.

In Context

82Pahina ny masoko miandry ny teninao, Ka hoy izaho: Rahoviana no hampionona ahy Hianao?

84Hoatrinona no andron’ ny mpanomponao? Rahoviana no hanao fitsarana amin’ izay manenjika ahy Hianao?

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 22:15Efa rano aidina aho, ka mivaha ny taolako rehetra; tahaka ny savoka ny foko: miempo ato anatiko izy.

Psalms 119:16Ny didinao no hiravoravoako: Tsy hohadinoiko ny teninao.

Psalms 119:176Efa nania aho; tadiavo ny mpanomponao toy ny fitady ondry very; Fa ny didinao tsy mba hadinoiko.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:83

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:82Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:84 →