The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:16

Bokin'ny Salamo 119:16

Ny didinao no hiravoravoako: Tsy hohadinoiko ny teninao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I will delight myself in thy statutes: I will not forget thy word.

In Context

15Ny didinao no hosaintsainiko, Ary hodinihiko ny lalanao.

17Asio soa aho mpanomponao, mba ho velona Ka hitandrina ny teninao.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 1:2Fa ny lalàn’ i Jehovah no sitrany; eny ny lalàny no saintsaininy andro aman’ alina.

Psalms 119:11Ato am-poko no iraketako ny teninao, Mba tsy hanotako aminao.

Psalms 119:24Ny teni-vavolombelonao koa no firavoravoako, Eny, mpanolo-tsaina ahy izany.

Psalms 119:47Ary hiravoravo amin’ ny didinao aho Satria tiako ireny.

Psalms 119:70Matavy tahaka ny menaka ny fony; Fa izaho kosa, dia ny lalànao no iravoravoako.

Psalms 119:83Fa tahaka ny siny hoditra ao amin’ ny setroka aho. Nefa ny didinao tsy mba hadinoiko.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:15Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:17 →