The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:92

Bokin'ny Salamo 119:92

Raha tsy ny lalànao no niravoravoako, Dia maty tamin’ ny fahoriako aho.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Unless thy law had been my delights, I should then have perished in mine affliction.

In Context

91Hanefa ny fitsaranao no itoerany mandraka androany; Fa mpanomponao ny zavatra rehetra.

93Tsy hohadinoiko mandrakizay ny didinao; Fa ireny no amelomanao ahy.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 94:18Fony aho nanao hoe: Mangozohozo ny tongotro, Dia ny famindram-ponao, Jehovah ô, no nanohana ahy.

Psalms 119:24Ny teni-vavolombelonao koa no firavoravoako, Eny, mpanolo-tsaina ahy izany.

Psalms 119:77Aoka ho tonga amiko ny fiantranao, mba ho velona aho; Fa ny lalànao no firavoravoako.

Proverbs 6:22Raha mandeha ianao, dia hitari-dalana anao ireo; Raha mandry ianao, dia hiambina anao; Ary raha mifoha ianao, dia hamelona eritreritra anao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:92

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:91Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:93 →