Bokin'ny Salamo 119:77
Aoka ho tonga amiko ny fiantranao, mba ho velona aho; Fa ny lalànao no firavoravoako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let thy tender mercies come unto me, that I may live: for thy law is my delight.
In Context
76Ny famindram-ponao anie no hampiononana ahy Araka ny teninao tamin’ ny mpanomponao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 1:2Fa ny lalàn’ i Jehovah no sitrany; eny ny lalàny no saintsaininy andro aman’ alina.
Psalms 119:16Ny didinao no hiravoravoako: Tsy hohadinoiko ny teninao.
Psalms 119:24Ny teni-vavolombelonao koa no firavoravoako, Eny, mpanolo-tsaina ahy izany.
Psalms 119:47Ary hiravoravo amin’ ny didinao aho Satria tiako ireny.
Lamentations 3:22Ny famindram-pon’ i Jehovah no tsy nahalany ritra antsika, fa tsy mitsahatra ny fiantrany.
Hebrews 8:10Fa izao no fanekena hataoko amin’ ny taranak’ isiraely, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Dia hataoko ao an-tsainy ny lalàko, Sady hosoratako ao am-pony, Ary Izaho ho Andriamaniny, ary izy ho oloko;