The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:24

Bokin'ny Salamo 119:24

Ny teni-vavolombelonao koa no firavoravoako, Eny, mpanolo-tsaina ahy izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thy testimonies also are my delight and my counsellors.

In Context

23Na dia ny mpanapaka aza dia mipetraka, ka iokoany aho; Izaho mpanomponao misaintsaina ny didinao.

25Miraikitra amin’ ny vovoka ny fanahiko; Velomy aho araka ny teninao.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Deuteronomy 17:18Ary rehefa mipetraka eo ambonin’ ny sezam-panjakany izy, dia aoka hadikany ho azy amin’ ny boky izao lalàna izao ka hataony araka ilay tehirizin’ ireo Levita mpisorona.

Job 27:10Ho azony hiravoravoana va ny Tsitoha? Hahazo miantso an’ Andriamanitra mandrakariva va izy?

Psalms 119:16Ny didinao no hiravoravoako: Tsy hohadinoiko ny teninao.

Psalms 119:92Raha tsy ny lalànao no niravoravoako, Dia maty tamin’ ny fahoriako aho.

Psalms 119:104Ny didinao no nahazoako fahalalana; Izany no ankahalako ny lalam-pitaka rehetra.

Psalms 119:162Faly aho noho ny teninao Tahaka ny mahazo babo be.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:24

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:23Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:25 →