The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 120 › Bokin'ny Salamo 120:6

Bokin'ny Salamo 120:6

Ela loatra izay no nitoeran’ ny fanahiko teo amin’ Izay tsy tia fihavanana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

My soul hath long dwelt with him that hateth peace.

In Context

5Lozako, fa mivahiny eto amin’ ny Maseka aho Ary mitoetra ato an-dain’ ny Kedarita!

7Raha izaho, dia fihavanana; Kanjo nony miteny aho, dia mila ady kosa ireny.

Read all of Bokin'ny Salamo 120

Cross References

1 Samuel 20:30Dia nirehitra tamin’ i Jonatana ny fahatezeran’ i Saoly, ka hoy izy taminy: Hianao zanaky ny vehivavy maditra sy mpiodina, moa tsy fantatro va fa mifidy ny zanak’ i Jese ianao ho henatrao sy ho henatry ny kibon’ ny reninao.

Ezekiel 2:6Ary ianao, ry zanak’ olona, aza matahotra azy, ary aza matahotra ny teniny, na dia voakasiky ny amiana sy ny tsilo aza ianao, ary na dia eo amin’ ny maingoka aza no ipetrahanao; eny, aza matahotra ny fiteniny, ary aza mivadi-po noho ny tarehiny, fa taranaka maditra izy.

Matthew 10:36ary ny ankohonan’ ny olona ihany no fahavalony.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 120:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 120:5Bokin'ny Salamo 120Bokin'ny Salamo 120:7 →