Bokin'ny Salamo 55:20
Hihaino Andriamanitra, Izay mipetraka hatramin’ ny taloha, [Sela.] ka hamaly ireo olona tsy miova toetra, sady tsy matahotra an’ Andriamanitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He hath put forth his hands against such as be at peace with him: he hath broken his covenant.
In Context
21Efa naninjitra ny tànany hamely izay nihavana taminy izy; namadika ny fanekeny izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 55
Cross References
1 Samuel 24:10Ary hoy Davida tamin’ i Saoly: Nahoana ianao no maka vavan’ olona hoe: Indro, Davida mitady hanisy ratsy anao?
2 Samuel 5:3Eny, tonga tao amin’ ny mpanjaka tao Hebrona ny loholon’ ny Isiraely rehetra, ary Davida mpanjaka nanao fanekena taminy tao Hebrona teo anatrehan’ i Jehovah; ary dia nanosotra an’ i Davida ho mpanjakan’ ny Isiraely izy.
2 Samuel 15:10Ary Absaloma naniraka mpitety nankeny amin’ ny firenen’ Isiraely rehetra hanao hoe: Raha vao mandre ny feon’ ny anjomara ianareo, dia miantsoa hoe: Absaloma no mpanjaka ao Hebrona.
2 Kings 17:34Mandraka androany dia mbola manao araka ny fanaony teo ihany izy: tsy dia matahotra an’ i Jehovah, ary tsy dia manao araka ny fomban-drazany, na araka ny lalàna sy ny didy izay nandidian’ i Jehovah ny taranak’ i Jakoba, izay nataony hoe Isiraely
Psalms 7:4Jehovah Andriamanitro ô, raha nanao izany aho; raha misy heloka eto an-tanako;
Psalms 89:34Nefa ny famindram-poko tsy hofoanako aminy, Ary ny fahamarinako tsy havadiko,