Bokin'ny Salamo 124:5
Eny, nanafotra ny fanahintsika Ny rano misafoaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then the proud waters had gone over our soul.
In Context
4Dia nandifotra antsika ny rano, Ary nanafotra ny fanahintsika ny riaka;
6Isaorana anie Jehovah, Izay tsy nanolotra antsika ho rembin’ ny nifiny.
Read all of Bokin'ny Salamo 124
Cross References
Job 38:11Ka nanao hoe: Hatreto no azonao androsoana ka tsy hihoatra, ary eto no hampijanonana ny fisafoaky ny onjanao?
Jeremiah 5:22Izaho va tsy atahoranareo? hoy Jehovah; Tsy mangovitra va ianareo eo anatrehako, izay nanao ny fasika ho fefin’ ny ranomasina, dia fetra mandrakizay tsy azony hihoarana? Ka na dia mitopatopa aza ny onjany, dia tsy mahavaky azy, ary na dia mirohondrohona aza, dia tsy mahahoatra azy.