The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 128 › Bokin'ny Salamo 128:3

Bokin'ny Salamo 128:3

Ny vadinao dia tahaka ny voaloboka mahavokatra Ao anatin’ ny tranonao; Ny zanakao dia tahaka ny zanak’ oliva Manodidina ny latabatrao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thy wife shall be as a fruitful vine by the sides of thine house: thy children like olive plants round about thy table.

In Context

2Fa hohaninao tokoa ny asan’ ny tananao; Sambatra sady ambinina ianao.

4Indro, fa toy izany no hitahiana Izay lehilahy matahotra an’ i Jehovah.

Read all of Bokin'ny Salamo 128

Cross References

1 Chronicles 8:40Ary ny zanakalahin’ i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimam-polo amby zato. Ireo rehetra ireo no taranak’ i Benjamina.

Psalms 127:3Indro, lova avy amin’ i Jehovah ny zanaka maro; Tamby ny ateraky ny kibo.

Psalms 144:12Mba ho tahaka ny zava-maniry maroroka ny zanakai-lahy, Ary ho tahaka ny vato fehizoro voasoratra tsara toy ny fomban’ ny lapan’ andriana ny zanakai-vavy.

Jeremiah 11:16Hazo oliva maitso sady misy voany maha-te-hizaha no nataon’ i Jehovah anaranao; Tamin’ ny fihorakorahana be no nandrehetany afo taminy, ary notapahina ny rantsany.

Hosea 14:6Ho tahaka ny ando Aho amin’ ny Isiraely; Hamony tahaka ny lilia izy, ary hamaka tahaka an’ i Libanona.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 128:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 128:2Bokin'ny Salamo 128Bokin'ny Salamo 128:4 →