The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 128 › Bokin'ny Salamo 128:4

Bokin'ny Salamo 128:4

Indro, fa toy izany no hitahiana Izay lehilahy matahotra an’ i Jehovah.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Behold, that thus shall the man be blessed that feareth the LORD.

In Context

3Ny vadinao dia tahaka ny voaloboka mahavokatra Ao anatin’ ny tranonao; Ny zanakao dia tahaka ny zanak’ oliva Manodidina ny latabatrao.

5Hitahy anao avy any Ziona anie Jehovah; Ary ho faly hahita ny fahasoavan’ i Jerosalema anie ianao Amin’ ny andro rehetra hiainanao.

Read all of Bokin'ny Salamo 128

Cross References

Deuteronomy 28:2ary ho tonga aminao sy ho azonao izao fitahiana rehetra izao, raha mihaino ny feon’ i Jehovah Andriamanitrao ianao

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 128:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 128:3Bokin'ny Salamo 128Bokin'ny Salamo 128:5 →