The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 128 › Bokin'ny Salamo 128:5

Bokin'ny Salamo 128:5

Hitahy anao avy any Ziona anie Jehovah; Ary ho faly hahita ny fahasoavan’ i Jerosalema anie ianao Amin’ ny andro rehetra hiainanao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The LORD shall bless thee out of Zion: and thou shalt see the good of Jerusalem all the days of thy life.

In Context

4Indro, fa toy izany no hitahiana Izay lehilahy matahotra an’ i Jehovah.

6Eny, hahita ny zafinao anie ianao; Fiadanana anie ho amin’ ny Isiraely.

Read all of Bokin'ny Salamo 128

Cross References

Psalms 20:2Hihaino anao anie Jehovah amin’ ny andro fahoriana; hitondra anao ho any amin’ ny avo anie ny anaran’ Andriamanitr’ i Jakoba.

Psalms 118:26Hotahina anie izay avy amin’ ny anaran’ i Jehovah; Avy ao an-tranon’ i Jehovah no itsofanay rano anareo.

Psalms 134:3Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.

Isaiah 2:3Eny, maro ny firenena no hiainga ka hanao hoe: Andeha isika hiakatra any an-tendrombohitr’ i Jehovah, Ho any an-tranon’ Andriamanitr’ i Jakoba, Mba hampianarany antsika ny amin’ ny lalany, Ka handehanantsika amin’ ny atorony; Fa avy any Ziona no hivoahan’ ny lalàna, Ary avy any Jerosalema ny tenin’ i Jehovah.

Ephesians 1:3Isaorana anie Andriamanitra, Rain’ i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nitahy antsika tao amin’ i Kristy amin’ ny fitahiam-panahy rehetra any an-danitra,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 128:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 128:4Bokin'ny Salamo 128Bokin'ny Salamo 128:6 →