The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 96 › Bokin'ny Salamo 96:1

Bokin'ny Salamo 96:1

Mihira fihiram-baovao ho an’ i Jehovah; Mihirà ho an’ i Jehovah ry tany rehetra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

O sing unto the LORD a new song: sing unto the LORD, all the earth.

In Context

2Mihirà ho an’ i Jehovah, misaora ny anarany; Lazao isan’ andro isan’ andro ny famonjeny mahafaly.

Read all of Bokin'ny Salamo 96

Cross References

Psalms 33:3Mihirà fihiram-baovao ho Azy; mitendre tsara amin’ ny feo fifaliana.

Psalms 67:3Mba ho fantatra etỳ ambonin’ ny tany ny lalanao sy ny famonjenao any amin’ ny jentilisa rehetra.

Psalms 98:1Fihirana. Mihirà fihiram-baovao ho an’ i Jehovah; Fa efa nanao fahagagana Izy; Ny tanany ankavanana sy ny sandriny masìna no nahavitany famonjena.

Romans 15:11Ary koa: Midera’ an’ i Jehovah, ry jentilisa rehetra. Ary aoka hankalaza Azy ny firenena rehetra.

Revelation 14:3Ary mihira toa tonon-kira vaovao eo anoloan’ ny seza fiandrianana sy eo anatrehan’ ny zava-manan’ aina efatra sy ny loholona izy; ary tsy nisy nahay nianatra izany fihirana izany, afa-tsy ny efatra arivo amby efatra alina sy iray hetsy izay navotana niala tamin’ ny tany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 96:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Salamo 96Bokin'ny Salamo 96:2 →