The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 135 › Bokin'ny Salamo 135:3

Bokin'ny Salamo 135:3

Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy; Mankalazà ny anarany, fa mahafinaritra izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Praise the LORD; for the LORD is good: sing praises unto his name; for it is pleasant.

In Context

2Hianareo izay mpitoetra ao an-tranon’ i Jehovah, Eo anatin’ ny kianjan’ ny tranon’ Andriamanitsika.

4Fa Jakoba nofidin’ i Jehovah ho Azy, Ary Isiraely ho rakitra soa ho Azy,

Read all of Bokin'ny Salamo 135

Cross References

Psalms 33:1Mihobia ho an’ i Jehovah ianareo, ry olo-marina; fa mendrika hataon’ ny olo-mahitsy ny fiderana.

Psalms 92:1Salamo. Tonon-kira hatao amin’ ny andro Sabata.

Psalms 106:1Haleloia. Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy, Fa mandrakizay ny famindram-pony.

Psalms 118:1Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy; Eny, mandrakizay ny famindram-pony.

Psalms 136:1Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy; Fa mandrakizay ny famindram-pony.

Psalms 147:1Haleloia; Fa tsara ny mihira ho an’ Andriamanitsika; Eny, mamy sady mendrika ny fiderana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 135:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 135:2Bokin'ny Salamo 135Bokin'ny Salamo 135:4 →