Bokin'ny Salamo 142:3
Loarako eo anatrehany ny fitarainako; Ambarako eo anatrehany ny fahoriako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2Ny feoko no itarainako amin’ i Jehovah; Ny feoko no ifonako amin’ i Jehovah.
Read all of Bokin'ny Salamo 142
Cross References
Psalms 1:6Fa fantatr’ i Jehovah ny lalan’ ny marina, fa ny lalan’ ny ratsy fanahy kosa dia mankany amin’ ny fahaverezana.
Psalms 22:14Misanasana vava amiko izy; eny, liona mamiravira sy mierona izy.
Psalms 35:7Fa tsy ahoan-tsy ahoana no nanaovany fandri-totofana hahazoany ahy; tsy ahoan-tsy ahoana no nandavahany hamandrihany ny aiko.
Psalms 61:2Henoy ny fitarainako, Andriamanitra ô; tandremo ny fivavako.
Psalms 77:3Tamin’ ny andro fahoriako no nitadiavako ny Tompo; ny tanako nasandratra nony alina ka tsy vizana; ny fanahiko tsy nety nampiononina.
Psalms 102:4Fa levon-ko setroka ny androko Ary ny taolako mahamay tahaka ny forohana.