The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 143 › Bokin'ny Salamo 143:11

Bokin'ny Salamo 143:11

Noho ny anaranao, Jehovah ô, velomy aho; Araka ny fahamarinanao avoahy ny fanahiko ho afaka amin’ ny fahoriana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Quicken me, O LORD, for thy name’s sake: for thy righteousness’ sake bring my soul out of trouble.

In Context

10Ampianaro hanao ny sitraponao aho; Fa Hianao no Andriamanitro; Aoka ny Fanahinao tsara no hitarihanao ahy amin’ izay tany marina.

12Ary araka ny famindram-ponao fongory ny fahavaloko, Ka aringano izay rehetra mampahory ny fanahiko; Fa mpanomponao aho.

Read all of Bokin'ny Salamo 143

Cross References

Psalms 9:7Ny amin’ ny fahavalo, dia tanteraka ho mandrakizay ny fandravàna azy; ary izay tanàna efa noravanao, dia very na dia ny fahatsiarovana azy aza.

Psalms 25:17Ny fahorian’ ny foko efa mihalehibe; afaho amin’ ny fahatereko aho.

Psalms 34:19Akaikin’ izay manana fo mangorakoraka Jehovah, ary mamonjy izay torororo fanahy.

Psalms 71:2Vonjeo ny fahamarinanao aho, ka afaho; atongilano amiko ny sofinao, ka vonjeo aho.

Psalms 91:15Hiantso Ahy izy, dia hamaly azy Aho; Ho eo aminy Aho, raha ory izy; Hamonjy sy hanome voninahitra azy Aho.

Psalms 119:37Avilio ny masoko tsy hijery zava-poana; Velomy amin’ ny lalanao aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 143:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 143:10Bokin'ny Salamo 143Bokin'ny Salamo 143:12 →