Bokin'ny Salamo 9:7
Ny amin’ ny fahavalo, dia tanteraka ho mandrakizay ny fandravàna azy; ary izay tanàna efa noravanao, dia very na dia ny fahatsiarovana azy aza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But the LORD shall endure for ever: he hath prepared his throne for judgment.
In Context
8Kanefa Jehovah mitoetra mandrakizay, efa nametraka ny sezany hitsarany Izy,
Cross References
Psalms 50:3Avy Andriamanitsika ka tsy hangina; afo no mandevona eo alohany, ary tafio-drivotra mahery no manodidina Azy.
Psalms 90:2Fony tsy mbola ary ny tendrombohitra, Na voaforonao ny tany sy izao rehetra izao, Dia Andriamanitra Hianao hatramin’ ny taloha indrindra ka mandrakizay.
Psalms 102:24Efa nahaketraka ny heriko tany an-dalana Izy; Efa nahafohy ny androko Izy;
Hebrews 1:11Ireo dia ho levona, fa Hianao no maharitra; Ary izy rehetra ho rovitra toy ny fitafiana,
2 Peter 3:8Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin’ ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro.