Bokin'ny Salamo 148:2
Miderà Azy, ry anjeliny rehetra; Miderà Azy, ry miaramilany rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Praise ye him, all his angels: praise ye him, all his hosts.
In Context
1Haleloia. Miderà an’ i Jehovah, ry any an-danitra; Miderà Azy any ambony.
3Miderà Azy, ry masoandro amam-bolana; Miderà Azy, ry kintana mazava rehetra.
Read all of Bokin'ny Salamo 148
Cross References
Genesis 2:1Dia vita ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy.
Psalms 103:20Misaora an’ i Jehovah, ianareo anjeliny, Dia ianareo izay mahery indrindra sady mankatò ny didiny Ary mihaino ny feon’ ny teniny.
Ezekiel 3:12Ary nisy fanahy nanainga ahy, dia nandre horakoraka be teo ivohoko aho nanao hoe: Isaorana anie ny voninahitr’ i Jehovah avy amin’ ny fitoerany.