The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 148 › Bokin'ny Salamo 148:1

Bokin'ny Salamo 148:1

Haleloia. Miderà an’ i Jehovah, ry any an-danitra; Miderà Azy any ambony.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Praise ye the LORD. Praise ye the LORD from the heavens: praise him in the heights.

In Context

2Miderà Azy, ry anjeliny rehetra; Miderà Azy, ry miaramilany rehetra.

Read all of Bokin'ny Salamo 148

Cross References

Psalms 69:34Fa mihaino ny malahelo Jehovah, ary ny olony mifatotra tsy mba hamavoiny.

Psalms 103:22Misaora an’ i Jehovah, ny asany rehetra eran’ ny fanjakany; Misaora an’ i Jehovah, ry fanahiko.

Isaiah 49:13Mihobia, ry lanitra! Ary mifalia, ry tany! Ka velomy ny hoby, ry tendrombohitra! Fa Jehovah efa nampionona ny olony sy mamindra fo amin’ ny olony mahantra.

Luke 2:13Ary nisy anjely maro be avy any an-danitra niseho tampoka niaraka tamin’ ilay anjely teo ka nidera an’ Andriamanitra nanao hoe:

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 148:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Salamo 148Bokin'ny Salamo 148:2 →