Bokin'ny Salamo 149:1
Haleloia. Mihirà fihiram-baovao ho an’ i Jehovah, Ny fiderana Azy eo amin’ ny fiangonan’ ny olona masìna.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Praise ye the LORD. Sing unto the LORD a new song, and his praise in the congregation of saints.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 149
Cross References
Psalms 22:25Fa tsy manao tsinontsinona na marikorikon’ ny fahorian’ ny ory Izy, ary tsy mba manafina ny tavany aminy; fa raha mitaraina aminy ireny, dia mihaino Izy.
Psalms 35:18Hisaotra Anao eo amin’ ny fiangonana lehibe aho; hidera Anao eo afovoan’ ny olona maro aho.
Psalms 89:5Hampitoetra ny taranakao ho mandrakizay Aho Ka hanangana ny seza fiandriananao hatramin’ ny taranaka fara mandimby.” [Sela.]
Psalms 98:1Fihirana. Mihirà fihiram-baovao ho an’ i Jehovah; Fa efa nanao fahagagana Izy; Ny tanany ankavanana sy ny sandriny masìna no nahavitany famonjena.
Psalms 116:18Hanefa ny voadiko amin’ i Jehovah aho, Eny, eo anatrehan’ ny olony rehetra,
Psalms 148:1Haleloia. Miderà an’ i Jehovah, ry any an-danitra; Miderà Azy any ambony.