Bokin'ny Salamo 149:5
Aoka ny olona masìna hifaly amin’ ny voninahitra; Aoka hihoby tsara eo am-pandriany izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let the saints be joyful in glory: let them sing aloud upon their beds.
In Context
4Fa sitrak’ i Jehovah ny olony; Ravahany famonjena ny mpandefitra.
6Aoka hisy fanandratana an’ Andriamanitra eo am-bavany Sy sabatra roa lela eny an-tànany,
Read all of Bokin'ny Salamo 149
Cross References
2 Samuel 6:15Ary Davida sy ny taranak’ i Isiraely rehetra nampakatra ny fiaran’ i Jehovah tamin’ ny hoby sy ny feon’ ny anjomara.
Psalms 23:1Salamo nataon’ i Davida. Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho,
Psalms 63:5Toy izany no hisaorako Anao, raha mbola velona koa aho; amin’ ny anaranao no hanandratako ny tanako.
Psalms 118:15Ao an-dain’ ny marina ny feo mihoby noho ny famonjena; Ny tanana ankavanan’ i Jehovah mampiseho hery;
Psalms 145:10Jehovah ô, midera Anao ny asanao rehetra; Ary ny olonao masìna misaotra Anao.
Romans 5:2Tamin’ ny alalany koa no efa nahazoantsika fanatonana amin’ ny finoana ho amin’ izao fahasoavana itoerantsika izao, ka dia aoka isika hifaly amin’ ny fanantenana ny voninahitr’ Andriamanitra.