Bokin'ny Salamo 149:4
Fa sitrak’ i Jehovah ny olony; Ravahany famonjena ny mpandefitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For the LORD taketh pleasure in his people: he will beautify the meek with salvation.
In Context
3Aoka hidera ny anarany amin’ ny dihy izy Sy hankalaza Azy amin’ ny ampongatapaka sy ny lokanga.
5Aoka ny olona masìna hifaly amin’ ny voninahitra; Aoka hihoby tsara eo am-pandriany izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 149
Cross References
Psalms 35:27Aoka hihoby sy hifaly izay mankasitraka ny fahamarinako; ary aoka izy hanao mandrakariva hoe: hankalazaina anie Jehovah, Izay mankasitraka ny fiadanan’ ny mpanompony.
Psalms 117:2Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan’ i Jehovah. Haleloia.
Psalms 147:11Jehovah mankasitraka izay matahotra Azy, Dia izay manantena ny famindram-pony.
Song of Solomon 1:11Nefa rojo volamena misy voavola mibontsimbontsina kosa no hataonay ho anao.
Isaiah 61:10Hifaly dia hifaly amin’ i Jehovah aho, ny fanahiko ho ravoravo amin’ Andriamanitro; fa notafiany fitafiana famonjena aho, ary nakanjoiny akanjo fahamarinana, toy ny mpampakatra misatroka hamama tahaka ny mpisorona, ary toy ny ampakarina miravaka ny firàvany.
Jeremiah 32:41Eny, ho faly aminy Aho ka hahasoa azy, dia hamboly azy amin’ ity tany ity tokoa amin’ ny foko rehetra sy ny fanahiko rehetra.