Bokin'ny Salamo 15:2
Izay mandeha tsy misy tsiny ary manao izay mahitsy, sady misaintsaina ny marina ny fony;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He that walketh uprightly, and worketh righteousness, and speaketh the truth in his heart.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 15
Cross References
Psalms 34:12Avia, anaka, mihainoa ahy; ny fahatahorana an’ i Jehovah no hampianariko anareo.
Proverbs 2:7Izy mitahiry fanambinanaho an’ ny mahitsy Sady ampingan’ izay mandeha tsy misy tsiny;
Proverbs 28:18Izay mandeha tsy misy tsiny no ho voavonjy; Fa izay mivadika ka mandeha amin’ ny lalana miolikolika no ho lavo tampoka.
Isaiah 63:8Fa hoy Izy: Oloko tokoa ireo, dia zanaka tsy mba handainga; ka dia tonga Mpamonjy azy Izy.
Zechariah 8:16Izao no zavatra hataonareo: Samia miteny marina amin’ ny namany avy ianareo; mitsarà marina, eny, mitsarà hahatonga fiadanana ao am-bavahadinareo;
Acts 10:35fa amin’ ny firenena rehetra izay olona matahotra Azy ka manao ny marina no ankasitrahany.