Bokin'ny Salamo 21:5
Aina no nangatahiny taminao, dia nomenao azy izany, dia andro lava mandrakizay doria.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
His glory is great in thy salvation: honour and majesty hast thou laid upon him.
In Context
4Fa notsenainao fitahiana soa izy; teo an-dohany nasianao satro-boninahitra tena volamena.
6Lehibe ny voninahiny amin’ ny famonjenao; Laza sy voninahitra no nataonao taminy.
Read all of Bokin'ny Salamo 21
Cross References
2 Samuel 7:19Ary mbola ataonao ho zavatra kely ihany aza izany, Jehovah Tompo ô, fa, indro, efa voalazanao koa ny amin’ ny taranaky ny mpanomponao hatramin’ ny mbola any aoriana lavitra aza. Ary izany dia fanaon’ ny olona, Jehovah Tompo ô.
1 Chronicles 17:11Ary rehefa tapitra ny andronao, ka lasa any amin’ ny razanao ianao, dia hatsangako ny zanakao anankiray mandimby anao, izay isan’ ny terakao; ary hampitoeriko ny fanjakany;
Psalms 3:3Maro no milaza ny fanahiko hoe: tsy manam-pamonjena amin’ Andriamanitra izy. [Sela.]
Psalms 61:7Halavao ny andron’ ny mpanjaka; aoka ny taonany hahatratra ny taranaka maro.
Psalms 96:6Famirapiratana sy voninahitra no eo anatrehany; Hery sy fahatsaran-tarehy no ao amin’ ny fitoerany masìna.
Psalms 133:3Tahaka ny ando any Hermona, izay milatsaka amin’ ny tendrombohitra Ziona; Fa voadidin’ i Jehovah ho eo ny fitahiana, Dia fiainana ho mandrakizay.