Bokin'ny Salamo 130:5
Niandry an’ i Jehovah aho; eny, niandry Azy ny fanahiko, Ary ny teniny no nanantenako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I wait for the LORD, my soul doth wait, and in his word do I hope.
In Context
4Fa eo aminao no misy ny famelan-keloka, Mba hatahorana Anao.
Read all of Bokin'ny Salamo 130
Cross References
Genesis 49:18Ny famonjenao no andrasako, Jehovah ô!
Psalms 33:20Ny fanahintsika miandry an’ i Jehovah; famonjena antsika sy ampingantsika Izy.
Psalms 62:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 119:42Dia hamaly izay miteny ratsy ahy aho, Satria matoky ny teninao.
Psalms 119:74Izay matahotra Anao hahita ahy ka ho faly; Fa ny teninao no andrasako.
Psalms 119:114Fiereko sy ampingako Hianao; Ny teninao no andrasako.