The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 33 › Bokin'ny Salamo 33:20

Bokin'ny Salamo 33:20

Ny fanahintsika miandry an’ i Jehovah; famonjena antsika sy ampingantsika Izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Our soul waiteth for the LORD: he is our help and our shield.

In Context

19mba hanafaka ny fanahiny amin’ ny fahafatesana, sy hamelona azy, raha misy mosary.

21Fa Izy no ifalian’ ny fontsika, satria ny anarany masìna no itokiantsika.

Read all of Bokin'ny Salamo 33

Cross References

1 Chronicles 5:20Ary nombana hamely ireo izy, ka dia voatolotra teo an-tànany ny Hagarita mbamin’ izay rehetra nomba azy, satria nitaraina tamin’ Andriamanitra teo amin’ ny ady izy, ary nekeny ny fangatahany noho ny fahatokiany Azy.

Psalms 62:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon’ i Davida.

Psalms 115:9Ry Isiraely ô, matokia an’ i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy.

Psalms 144:1Nataon’ i Davida. Isaorana anie Jehovah Vatolampiko, Izay mampianatra ny tanako hamely Sy ny rantsan-tanako hiady,

Isaiah 25:9Ary holazaina amin’ izany andro izany hoe: Indro Andriamanitsika, izay nandrasantsika hamonjy antsika; Indro Jehovah, Izay nandrasan-tsika, koa dia aoka ho faly sy ho ravoravo amin’ ny famonjeny isika.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 33:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 33:19Bokin'ny Salamo 33Bokin'ny Salamo 33:21 →