Bokin'ny Salamo 24:6
Izany no taranaka mitady Azy, izay mitady ny tavanao, dia Jakoba. [Sela.]
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
This is the generation of them that seek him, that seek thy face, O Jacob. Selah.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 24
Cross References
Psalms 22:30Hihinana sy hiankohoka ny mpanefoefo rehetra ambonin’ ny tany, eo anatrehany no hiondrehan’ izay rehetra efa hidina any amin’ ny vovoka ka tsy mahavelona ny ainy.
Psalms 73:15Raha tahìny aho nanao hoe: Hiteny izany aho, dia ho namitaka ireo zanakao.
Isaiah 53:10Nefa sitrak’ i Jehovah ny hanorotoro sy hampangirifiry Azy; Rehefa manolotra fanati-panonerana Izy, dia hahita taranaka sady ho maro andro, ary ny sitrapon’ i Jehovah dia hambinina eo an-tànany.
Romans 4:16Koa finoana no andovana, mba ho araka ny fahasoavana, hahatò ny teny fikasana ho an’ ny taranaka rehetra,― tsy ho an’ izay amin’ ny lalàna ihany, fa ho an’ izay amin’ ny finoan’ i Abrahama koa, dia ilay razantsika rehetra ―