Bokin'ny Salamo 33:19
mba hanafaka ny fanahiny amin’ ny fahafatesana, sy hamelona azy, raha misy mosary.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
To deliver their soul from death, and to keep them alive in famine.
In Context
18Indro, ny mason’ i Jehovah mitsinjo izay matahotra Azy, dia izay manantena ny famindram-pony,
20Ny fanahintsika miandry an’ i Jehovah; famonjena antsika sy ampingantsika Izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 33
Cross References
Job 5:19Amin’ ny fahoriana enina dia hamonjy anao Izy; Eny, amin’ ny fito aza dia tsy hisy loza hihatra aminao.
Psalms 34:10Matahora an’ i Jehovah, ianareo olony masìna; fa tsy hanan-java-mahory izay matahotra Azy.
Psalms 37:19Tsy mba ho menatra amin’ ny andro fahoriana ireny; ary amin’ ny taona mosarena dia ho voky izy.
Psalms 91:10Dia tsy hisy loza hanjo anao, Na aretina hanakaiky ny lainao.
Proverbs 10:3Tsy avelan’ i Jehovah ho mosarena ny fanahin’ ny marina; Fa foanany ny fanirian’ ny ratsy fanahy.
Matthew 6:31Dia aza manahy ianareo ka manao hoe: Inona no hohaninay? na: Inona no hosotroinay? na: Inona no hotafinay?