The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 37 › Bokin'ny Salamo 37:19

Bokin'ny Salamo 37:19

Tsy mba ho menatra amin’ ny andro fahoriana ireny; ary amin’ ny taona mosarena dia ho voky izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

They shall not be ashamed in the evil time: and in the days of famine they shall be satisfied.

In Context

18Fantatr’ i Jehovah ny andron’ ny mahitsy; Ary ny lovany ho mandrakizay.

20Fa ny ratsy fanahy haringana, ary ny fahavalon’ i Jehovah ho tahaka ny voninahitry ny saha; Ho levona izy, eny, ho levon-ko setroka izy.

Read all of Bokin'ny Salamo 37

Cross References

Psalms 33:19mba hanafaka ny fanahiny amin’ ny fahafatesana, sy hamelona azy, raha misy mosary.

Ecclesiastes 9:12Fa tsy fantatry ny olona ny androny; fa toy ny hazandrano azon’ ny harato fahitan-doza izy, ary toy ny voron-kely izay voan’ ny fandrika, dia voafandrika toy izany ny zanak’ olombelona amin’ ny andro mahory, raha mahavoa azy tampoka izany.

Amos 5:13Koa izay manan-tsaina dia hangina amin’ izao andro izao, fa andro mampahory izao.

Ephesians 5:16ka hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa, fa ratsy izao fiainana izao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 37:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 37:18Bokin'ny Salamo 37Bokin'ny Salamo 37:20 →