The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 37 › Bokin'ny Salamo 37:17

Bokin'ny Salamo 37:17

Fa ny sandrin’ ny ratsy fanahy ho tapatapaka; Fa Jehovah manohana ny marina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For the arms of the wicked shall be broken: but the LORD upholdeth the righteous.

In Context

16Tsara lavitra ny kely ananan’ ny ratsy fanahy maro.

18Fantatr’ i Jehovah ny andron’ ny mahitsy; Ary ny lovany ho mandrakizay.

Read all of Bokin'ny Salamo 37

Cross References

Job 38:15Ary hosakanana ny fahazavan’ ny ratsy fanahy, ka ho tapaka ny sandry naingaina.

Psalms 37:24Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy.

Psalms 51:12Amorony fo madio aho, Andriamanitra ô; ary havaozy hiorina marina ny fanahiko ato anatiko.

Psalms 119:116Tohàny aho araka ny teninao, mba ho velona, Ary aoka tsy ho menatra amin’ ny fanantenako aho.

Isaiah 41:10Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; Mampahery anao Aho sady mamonjy anao; Eny, mitantana anao amin’ ny tanana ankavanan’ ny fahamarinako Aho.

Jeremiah 48:25Voakapa ny tandrok’ i Moaba, ary tapaka koa ny sandriny, hoy Jehovah.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 37:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 37:16Bokin'ny Salamo 37Bokin'ny Salamo 37:18 →