The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Efesiana › Epistily ho an'ny Efesiana 5 › Epistily ho an'ny Efesiana 5:16

Epistily ho an'ny Efesiana 5:16

ka hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa, fa ratsy izao fiainana izao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Redeeming the time, because the days are evil.

In Context

15Koa tandremo tsara izay fandehanareo, mba tsy hitondranareo tena tahaka ny adala, fa tahaka ny hendry,

17Ary noho izany dia aza manao adaladala, fa aoka ho fantatrareo izay sitrapon’ ny Tompo.

Read all of Epistily ho an'ny Efesiana 5

Cross References

Psalms 37:19Tsy mba ho menatra amin’ ny andro fahoriana ireny; ary amin’ ny taona mosarena dia ho voky izy.

Ecclesiastes 11:2Samy omeo anjara ny fito, ary na dia ny valo aza, fa tsy fantatrao izay fahoriana hanjo atỳ ambonin’ ny tany.

Daniel 2:8Fa ny mpanjaka namaly ka nanao hoe: Fantatro marimarina fa mandany andro foana ianareo, satria hitanareo fa efa niloa-bava aho.

Matthew 25:17Ary toy izany koa, ilay nandray ny roa dia nahazo roa ho tombony.

Acts 11:28Ary nitsangana ny anankiray tamin’ ireny, izay atao hoe Agabo, fa voatsindrin’ ny Fanahy izy ka nilaza fa hisy mosary be eran’ ny tany rehetra. Ary dia tonga izany tamin’ ny andron’ i Klaodio.

1 Corinthians 7:26Koa izao no ataoko fa tsara amin’ ny olona noho ny fahoriana miseho ankehitriny, dia ny mitoetra toy izao ihany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Efesiana 5:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'ny Efesiana 5:15Epistily ho an'ny Efesiana 5Epistily ho an'ny Efesiana 5:17 →