Bokin'ny Salamo 44:19
Tsy mihemotra ny fonay, ary tsy miala amin’ ny lalanao ny dianay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Though thou hast sore broken us in the place of dragons, and covered us with the shadow of death.
In Context
18Izany rehetra izany no manjo anay, nefa tsy manadino anao izahay ary tsy mivadika ny fanekenao.
Read all of Bokin'ny Salamo 44
Cross References
Job 10:21Dieny tsy mbola lasa tsy hiverina aho, dia ho any amin’ ny tanin’ ny aizina sy ny aloky ny fahafatesana,
Job 30:29Rahalahin’ ny amboadia aho Ary naman’ ny ostritsa.
Psalms 38:8Ary ny vaniako henika ny aretina mahamay, ka tsy misy fahasalamana ny nofoko.
Psalms 60:1Ho an’ ny mpiventy hira Al-sho-shanedoth. Miktama nataon’ i Davida hampianarana,
Isaiah 27:1Amin’ izany andro izany ny sabatr’ i Jehovah, izay mafy sady lehibe no mahery, no ho entiny mamaly ny leviatana, dia ilay menarana mandositra, sy ny leviatana, dia ilay menarana miforoporotra, Ary hovonoiny ilay dragona ao an-dranomasina.
Isaiah 35:7Ny alonalona mitarehin-drano dia ho tonga farihy tokoa, ary ny tany mangentana ho loharano miboiboika; Ny fonenana izay amitsahan’ ny amboadia dia haniry volotara sy zozoro.