Bokin'ny Salamo 5:1
Ho an’ ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ ny sodina. Salamo nataon’ i Davida.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Give ear to my words, O LORD, consider my meditation.
In Context
2Jehovah ô, henoy ny teniko; fantaro ny eritreritro.
Cross References
1 Samuel 1:13Fa niteny anakampo Hana, ka ny molony ihany no nihetsiketsika, fa ny feony tsy re akory; ka dia nataon’ i Ely fa mamo izy.
Psalms 17:1Fivavak’ i Davida. Jehovah ô, mihainoa ny rariny, mandrenesa ny fitarainako, atongilano ny sofinao amin’ ny fivavako avy amin’ ny molotra tsy misy fitaka.
Psalms 54:2fony tonga ny Zifita ka nanao tamin’ i Saoly hoe: Tsy miery any aminay va Davida?
Psalms 64:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 86:1Fivavak’ i Davida. Atongilano ny sofinao, Jehovah ô, ka valio aho, Fa ory sy malahelo.
1 Peter 3:12Fa ny mason’ ny Tompo dia mitsinjo ny marina, Ary ny sofiny mihaino ny fitarainany, Fa ny tavan’ ny Tompo dia tezitra amin’ ny mpanao ratsy”.