Bokin'ny Salamo 52:4
Loza no heverin’ ny lelanao, tahaka ny hareza maranitra, ry mpanao fitaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou lovest all devouring words, O thou deceitful tongue.
In Context
5Efa tia ny ratsy noho ny tsara ianao, ary ny lainga noho ny miteny ny marina. [Sela.]
Read all of Bokin'ny Salamo 52
Cross References
1 Samuel 22:18Ary hoy ny mpanjaka tamin’ i Doega: Mihodìna ianao, ka asio ny mpisorona. Ary Doega Edomita nihodina ka namely ny mpisorona, dia nahafaty olona dimy amby valo-polo izay nisalotra efoda rongony fotsy.
Psalms 120:3Inona no homeny anao, ary inona koa no hataony aminao, Ry lela mamitaka?
James 3:6Ary afo ny lela, dia faharatsiana tsy hita lany; eo amin’ ny momba ny tenantsika dia ny lela no mampipentimpentina ny tena rehetra ka mampirehitra izao zavatra ary rehetra izao, sady arehitry ny helo izy;