The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 58 › Bokin'ny Salamo 58:11

Bokin'ny Salamo 58:11

Hifaly ny marina, raha mahita ny famaliana; hanasa ny tongony amin’ ny ran’ ny ratsy fanahy izy;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

So that a man shall say, Verily there is a reward for the righteous: verily he is a God that judgeth in the earth.

In Context

10Dieny tsy mbola mafanan’ ny afon-tsilo ny vilaninareo, aoka ho entin’ ny tafio-drivotra ireny, na ny lena na ny maina.

12Dia hiteny ny olona ka hanao hoe: misy valiny tokoa ho an’ ny marina; misy tokoa Andriamanitra Izay mitsara etỳ ambonin’ ny tany.

Read all of Bokin'ny Salamo 58

Cross References

Psalms 9:8Kanefa Jehovah mitoetra mandrakizay, efa nametraka ny sezany hitsarany Izy,

Psalms 18:20Dia nitondra ahy ho any amin’ ny malalaka Izy; namonjy ahy Izy, satria tiany aho.

Psalms 52:8Ny marina hijery, dia hatahotra ka hihomehy azy hoe:

Psalms 67:4Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra.

Psalms 73:13Foana mihitsy ny nanadiovako ny foko sy ny nanasàko ny tanako tamin’ ny fahamarinana.

Psalms 94:2Misandrata, ry Mpitsara ny tany, ô; Mamalia ny mpiavonavona.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 58:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 58:10Bokin'ny Salamo 58Bokin'ny Salamo 58:12 →