The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 58 › Bokin'ny Salamo 58:10

Bokin'ny Salamo 58:10

Dieny tsy mbola mafanan’ ny afon-tsilo ny vilaninareo, aoka ho entin’ ny tafio-drivotra ireny, na ny lena na ny maina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The righteous shall rejoice when he seeth the vengeance: he shall wash his feet in the blood of the wicked.

In Context

9Aoka ho tahaka ny lelosy izay mihalevona eny am-pandehanana izy; Aoka ho tahaka ny zaza-vakimanta izay tsy mahita masoandro izy.

11Hifaly ny marina, raha mahita ny famaliana; hanasa ny tongony amin’ ny ran’ ny ratsy fanahy izy;

Read all of Bokin'ny Salamo 58

Cross References

Deuteronomy 32:43Mihobia, ry jentilisa mbamin’ ny olony; Fa ny ran’ ny mpanompony no hovaliany. Hamaly ny mpandrafy Azy Izy, Ary hanao fanavotana kosa ho an’ ny taniny sy ny olony.

Job 22:19Ny marina mahita ka mifaly, Ary ny tsy manan-tsiny mihomehy ireny hoe:

Psalms 52:6Ny teny mandripaka rehetra no tianao, ry lela mamitaka.

Psalms 68:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida. Tonon-kira.

Psalms 91:8Hijery maso fotsiny ianao, Ka ho hitanao ny hamaliana ny ratsy fanahy.

Proverbs 10:25Rehefa mipaoka ny tafio-drivotra, dia tsy ao intsony ny ratsy fanahy; Fa ny marina voaorina ho mandrakizay.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 58:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 58:9Bokin'ny Salamo 58Bokin'ny Salamo 58:11 →