Bokin'ny Salamo 58:6
Ka tsy mihaino ny feon’ ny mpanao ody, na dia izay mpahay ody indrindra aza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Break their teeth, O God, in their mouth: break out the great teeth of the young lions, O LORD.
In Context
7Andriamanitra ô, torotoroy ny nifiny eo am-bavany; omboty ny vazan’ ny liona tanora, Jehovah ô.
Read all of Bokin'ny Salamo 58
Cross References
Numbers 23:24Indro, firenena mitsangana toy ny liom-bavy sy miarina toy ny liona; tsy handry izy mandra-pihinany toha sy mandra-pisotrony ny ran’ ny voavono.
Job 29:17Namaky ny nifin’ ny ratsy fanahy aho ka nandrombaka ny babo teo am-bavany
Psalms 3:7Tsy hatahotra olona alinalina aho, izay milahatra manodidina hamely ahy.
Psalms 17:12Ny fijery azy dia tahaka ny liona noana ta-hamiravira, sy tahaka ny liona tanora mamitsaka ao am-pierena.
Ecclesiastes 10:11Raha manaikitra ny menarana, satria tsy mbola nasiana ody, dia ahoana no mahatsara ny mpanao ody?
Jeremiah 8:17Fa indro Aho handefa bibilava hamely anareo, dia menarana izay tsy azon’ ody, ka hanaikitra anareo ireny, hoy Jehovah.