Bokin'ny Salamo 92:6
Jehovah ô, akory ny halehiben’ ny asanao! Lalina indrindra ny fisainanao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
A brutish man knoweth not; neither doth a fool understand this.
In Context
5Fa ampifalinao amin’ ny nataonao aho Jehovah ô; Ny asan’ ny tananao no hihobiako.
7Ny ketrina tsy mahafantatra izany, Ary ny adala koa tsy mba mahalala.
Read all of Bokin'ny Salamo 92
Cross References
Psalms 14:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ i Davida. Ny adala manao anakampo hoe: tsy misy Andriamanitra. Manao izay ratsy sy vetaveta izy; tsy misy manao ny tsara.
Psalms 49:10Mba ho velona mandrakizay izy, ka tsy ho latsaka ao amin’ ny lavaka.
Psalms 75:4Mihorohoro ny tany sy ny mponina rehetra eo aminy, nefa Izaho no nanorina ny andriny. [Sela.]
Psalms 104:24Endrey ny hamaroan’ ny asanao, Jehovah ô! Fahendrena no nanaovanao azy rehetra; Henika ny zavatra nataonao ny tany.
Proverbs 1:22Ry kely saina, mandra-pahoviana no hitiavanareo ny fahadalana, Sy hifalian’ ny mpaniratsira amin’ ny faniratsirana, Ary hankahalan’ ny adala ny fahalalana?
Proverbs 30:2Izaho dia biby, fa tsy olona, Ary tsy manan-tsain’ olombelona aho.