The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 73 › Bokin'ny Salamo 73:26

Bokin'ny Salamo 73:26

Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko, dia mbola vatolampin’ ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

My flesh and my heart faileth: but God is the strength of my heart, and my portion for ever.

In Context

25Iza no ahy any an-danitra? ary tsy misy etỳ ambonin’ ny tany iriko tahaka Anao.

27Fa, indro, very izay lavitra Anao; aringanao izay rehetra mijangajanga mahafoy Anao.

Read all of Bokin'ny Salamo 73

Cross References

Psalms 16:5Jehovah no anjara lovako sy kapoakako; Hianao no mampaharitra ny anjarako.

Psalms 27:14Miandrasa an’ i Jehovah ianao; matokia, ary aoka hahery ny fonao; eny, miandrasa an’ i Jehovah.

Psalms 63:1Salamo nataon’ i Davida, fony tany an-efitr’ i Joda izy.

Psalms 119:57Anjarako Jehovah; Minia mitandrina ny teninao aho.

Psalms 138:3Tamin’ ny andro nitarainako dia namaly ahy Hianao; Nomenao fahasahiana aho ka nisy hery ny fanahiko.

Isaiah 40:29Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay kely hery dia omeny hery be.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 73:26

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 73:25Bokin'ny Salamo 73Bokin'ny Salamo 73:27 →