Bokin'ny Salamo 73:4
Fa tsy misy fanaintainana amin’ ny fahafatesany, ary fatratra ny heriny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For there are no bands in their death: but their strength is firm.
In Context
3Satria nialona ny mpirehareha aho, raha nahita ny fiadanan’ ny ratsy fanahy.
Read all of Bokin'ny Salamo 73
Cross References
Job 15:27Satria efa matavitavy tarehy izy, ary mivalon-kotraka ny valahany;
Job 21:23Maty ny anankiray, raha tsy mbola mihena ny fahatanjahany, sady miadana tokoa ka tsy manana ahiahy;
Psalms 17:10Efa mihirim-belona izy; teny miavonavona no aloaky ny vavany.
Ecclesiastes 2:16Fa samy tsy misy fahatsiarovana mandrakizay na ny hendry na ny adala; fa amin’ ny andro ho avy dia samy ho hadino ela izy. Indrisy! samy ho faty na ny adala na ny hendry.
Jeremiah 5:28Efa mihatavy izy ka mandimandina, dia mihoa-pampana amin’ ny fanaovan-dratsy; Tsy mety mitsara ady mba hahazoan’ ny kamboty ny rariny izy, ary ny adin’ ny malahelo tsy mba tsarainy.